Neny malala 17 Jolay (Rampal(Rebika) & Fafah(Mahaleo)_ Dadhy Velkira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gedraka tsy nalefahana
Ilay fifaliany ombieny ombieny
Tsingerin-taona mba naterahany
No namoizanao an'i Neny

Folak'andry niankinana
Toro-vato nandiavana
Solilam-pety mihilanilana
No vrty mba vanin"androm-pahombiazana

I Neny malala ô
Nampiana-namindra
I Neny malala
Izay mamiko indrindra
Izay mamiko indrindra

Ny zanakao tia
Mahatsiaro isan-taona
Ilay tsingerin-taona
Volon'andro saona
Dia ilay tsingerin-taona

(Mozika)

Ireo fanomezana nalaina tononkira.serasera.org
Mba ho marim-pahatsiarovana
Indrisy tafasaraka aman'aina
Ny taona zara zfdy fa nitovana

Dia io Ilay varavarankely
Izay efa zatra anao ry Neny
Ataoko fiangaviana Anjely
Hitrotro gizk am-bavaka an'i Neny

I Neny malala ô
Nampiana-namindra
I Neny malala
Izay mamiko indrindra
Izay mamiko indrindra

Ny zanakao tia
Mahatsiaro isan-taona
Ilay tsingerin-taona
Volon'andro saona
Dia ilay tsingerin-taona (X2)

Tonony & Feo: DADHY VELKIRA (NOMENJANAHARY Rado)
OMDA: 4837

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rampal(Rebika) & Fafah(Mahaleo)_ Dadhy Velkira
Hits : 551
Likes : 1 Like
Created by : Asampinga
Date : 13/06/2025 14:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0648