Ampidiro aloha ny tenimiafina
MINO AHO (NY TSANTA FIHOBIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.maro Be Ny Adalana Natao Teo Imasonao
Toa Ninia Tsy Nialana Izy Ireo,eny Hatram`izao
Tsy Nosainiko Mihitsy Ny Anao Izay Sitra-ponao
Tsy Mba Nandeha Mahitsy Fa Nanohy Ny Ratsy Fanao
Ref:kanefa Mbola Mino Aho Ry Ray Fa Ianao Tsy Mandao
Miantso Sy Mitady Ahy Mba Ho Tonga Olom-baovao
Fa Ankehitriny Kosa Aho Dia Vonona Hiova Tsy tononkira.serasera.org Hania ifkkuhxd Intsony
Fa Hanara Dia Anao Indray Manomboka Izao Ka Tsy Hanindroa
2.efa Impiry ofgxbg Ny Antsonao Ry Ray No Nitaona Ahy
Enoko Ihany Izy Ireny Saingy Indrisy Adinoko Indray
Tsy Nosainiko Mihitsy Ny Hahatsiaro Ilay Mandrakizay
Fa Nivilivily Lalanao Aho Vao Taitra Kinanjo Lafaoro Mamay

Miantso Sy Mitady Ahy Mba Ho Tonga Olom-baovao.fa Ankehitriny Kosa Aho Dia Vonona Ny Hiova Ka Tsy Hania Intsony
Fa Hanaradia Anao kewbvz Indray Manomboka Izao Ka Tsy Hanindroa
Hifonako Ireo Rehetra Efa Vita Hatrizay Nanndratra Anao
Fa Hanitsy Ny Lalako Aho Fa Tena Efa Fay
Inty Ao Ry Ray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY TSANTA FIHOBIANAHits : 598
Likes : 1 Like
Created by : Fideranaa
Date : 18/04/2024 07:39