Fitiavana marina (Ny Sandratra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, ambarako eto izao.
Fa vatolampy sady heriko ianao.
Ny androko anio.
Izay anehoako ny fitiavako anao.
Ref. Tompo o, dtsfvlv fitiavana marina no niantsonao ahy.
Tantanonao ny androm-piainako.
Tsisy sao dia menatra @ireo ditra izay natao.
Ka ity re ny foko ovay vaovao.
Ny andro sisa qnurszc iainako re anjakao.
Fantatro izay inoako.
Ka matoky ny fitiavanao.
Ny omaly sy ny anio, ary isan'andro tononkira.serasera.org koa.
Ianao uxola no anjarako.
Ref. Tompo o, fitiavana marina no niantsonao ahy.
Tantanonao ny androm-piainako.
Tsisy sao dia menatra @ireo ditra izay natao.
Ka ity re ny foko ovay vaovao.
Ny andro sisa iainako re anjakao.

--------
Link:
Comments
nampoinaandriamalala
(
31/07/2025 12:40)
Hira manasitrana sy mampitony ny fanahy
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny SandratraHits : 6260
Likes : 2 Like
Created by : Fafanomezantsoa
Date : 24/11/2017 21:42