TOZO (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola lavitra ve izany lalan-kaleha
ô razoky malala ô
F’izaho efa reraka kivy, mangina
Kanefa ny saiko maniry ho tody
Satria any mantsy ô, no misy hasambarana mamin’ny fo.
Fiv: Mahareta hatrany tozoy izany dia rahavako izany ô
bwhok Ataovy ao am-po fa tsy maintsy ho tody
gfzec Avia hifampitantana ary tononkira.serasera.org hiezaka hatrany
Herezo amin-kery ô
Tsy ho ela ho tody, ho sambatra soa
Toa askn tazako ery efa tsinjo sahady ny eny amintsika ô
Miolika im-piry no sisa razoky?
Ho ela sa ho haingana ve izany dia
F’izaho te ho tody ô, tsy andriko intsony ilay tantelim-pitia.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 6340
Likes : 1 Like
Created by : RAFILOZOFY
Date : 07/08/2004 06:01