INDRAY ALI-MANGINA (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny hono indray ali-mangina
Niandrandra ny kintana maha variana
tononkira.serasera.org Nivavaka izy nanjohy tao am-pony
fofmupb czchpqm Naniry hanan-janaka mba ho mpitory!
De lasa izy noho ny ampitson'io
Namonjy lamesa nanao komonio
I Jesoa nitsetra nahita an'i Neny
Ireo fangatahany hono nekeny
Kinta-mamiratra atao fijerena
Hanilo ny haizin'ireo firenena
Hitondra ny làlana ho any am-paradisa izy fvpsmv oh!
Ny antitra hono tantanan'ny ankizy
Neny hono indray(.......)
Niandrandra ny kintana maha variana
tononkira.serasera.org Nivavaka izy nanjohy tao am-pony
fofmupb czchpqm Naniry hanan-janaka mba ho mpitory!
De lasa izy noho ny ampitson'io
Namonjy lamesa nanao komonio
I Jesoa nitsetra nahita an'i Neny
Ireo fangatahany hono nekeny
Kinta-mamiratra atao fijerena
Hanilo ny haizin'ireo firenena
Hitondra ny làlana ho any am-paradisa izy fvpsmv oh!
Ny antitra hono tantanan'ny ankizy
Neny hono indray(.......)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 5990
Likes : 1 Like
Created by : bhenfinoanihasina
Date : 16/07/2015 19:28
