Fitiavana doria (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny làlana iny
Lala-mideza bvejv mihoatra any an-tany efitra Ray ô!
Làlana hety fa tsy arabe mikodana
Ny lalam-pitiavana niantsoaNao anay mba hombana
Ka lalan'i Md Benoît iny làlana iny e
Dia nieli-patrana hatraiza hatraiza eran-tany
Dia i Md Bernard no tohatra e
I Masina Maria no reny mpiaro (2)
Ref : E misaotra e
Misaotra ry Ray, misaotra Anao dia midera Anao dia misaotra Anao e
Tolotra masina avy aminao ilay fitiavana e
Ato amin'ny monastera
Vavaka, saotra sy dera
Ny fikarohana sy asa soa e
Raha mbola mitempo ny fo fanahinay
Voadim-pitiavana mandramaty ny anay e
Hitandro ilay hafatra izay napetrao
Hibanjina Anao anatin'ny fahanginana Ray ô!
Entanin'ny fanahy masiNao tononkira.serasera.org izahay
Velona anatin'ny fiombonana Tompo ô!
Ka masina, masina
Masina, masina
Masina, masina, masina anie ny monastera
Misaotra re, misaotra re
Misaotra re, misaotra rtpyp re
Misaotra nomeNao ilay fitiavana Ray ô
Fitiavana feno tsy misy fetra ry Tompo (2)
Ny maraina mifoha, misandratr'andro ka hatramin'ny mitatao vovonana iny
Impito isanandro no hiderako Anao
Fiainana anatin'ny tokana sy mangina ry Tompo
Ka na ny tolak'andro, ny hariva, ny ali-mikitroka iny e
Soro-pisaorana hatrany ho'aho ny fitiavako
Dia zava-poana ho'aho ny rehetra e
Fa ny fitiavana io cdjdako no mitoetra (2)
Ref : E misaotra e...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AingaVangy : 459
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramihaja08
Daty : 29/10/2025 21:10