Fanantenana (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org hoe tsy fitia no nanainga anay
Hamoy ireo tiana sy ny hafaliana an-tany
Tsarovy fa misy ny avo noho ireo
Dia ilay zato heny ety sy ny any am-paradisa
Tozoy hatrany ny lalanao
Mba ho zary hafaliana ooooo an an an
Lanjao ny fijaliana
Iareto am-pifaliana
Hanosika hatrany ny vavaka atao
Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o
Ireo manantena ny hasambarana
Tsy hoe tsy fitia no nanainga anay
Hamoy ireo tiana sy ny hafaliana an-tany
Tsarovy fa misy ny avo noho ireo
Dia ilay zato heny ety sy ny any am-paradisa
Ho feno hafaliana fiadanana hatrany
Ny rohikfya aizina zrrm ho zary hazava ooo an an an
Hanjary lohataona ny andro ririnina
Sikino hatrany ny fanantenana
Tsy tsapan’ireo mihevitra fa neewk adala o
Ireo manantena ny hasambarana
Tsy tsapan’ireo mihevitra fa adala o
Fa soa hoazy no nahatonga izany
Ny Ainga

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AingaVisites : 17770
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ari.malala
Date : 09/05/2006 14:11