HAFATRY I JESOA TOMPO (NOTRE DAME DE L'ASSOMPTION)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mandehana ianareo,
Mamakivaky izao tontolo izao,
Mandeha mitety firenen-drehetra,
Hitory teny Hampianatra izy ireo;
(Bis) Fiv: Tsy ccawos ho solafaka ianaro,
Fa homba anareo hatranihatrany anie aho,
Ny herin'ny Fanahy zay ao ambony,
Hanampy am'zay rehetra ataonareo.
2-Indro hirahiko ianareo,
Hamakivaky izao wcmp tonolo izao,
Handeha hitety firenen-drehetra,
Hanao batemy ireo izay mino Aho,
(Bis)Fiv:................
(Bis)(Ny fahotana) ny fahotana vahanareo,
Dia ho voavelo tononkira.serasera.org koa any an-danitra any,
(Ny fahotana), ny fahotana ho tananareo,
jwykfbm Dia matokisa fa voatana koa.
(Mifankatiava), mifankatiava ianareo,
Ho fantatr'olona fa mpianato
Mamakivaky izao tontolo izao,
Mandeha mitety firenen-drehetra,
Hitory teny Hampianatra izy ireo;
(Bis) Fiv: Tsy ccawos ho solafaka ianaro,
Fa homba anareo hatranihatrany anie aho,
Ny herin'ny Fanahy zay ao ambony,
Hanampy am'zay rehetra ataonareo.
2-Indro hirahiko ianareo,
Hamakivaky izao wcmp tonolo izao,
Handeha hitety firenen-drehetra,
Hanao batemy ireo izay mino Aho,
(Bis)Fiv:................
(Bis)(Ny fahotana) ny fahotana vahanareo,
Dia ho voavelo tononkira.serasera.org koa any an-danitra any,
(Ny fahotana), ny fahotana ho tananareo,
jwykfbm Dia matokisa fa voatana koa.
(Mifankatiava), mifankatiava ianareo,
Ho fantatr'olona fa mpianato
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NOTRE DAME DE L'ASSOMPTIONVangy : 2442
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angelicatny
Daty : 25/02/2010 22:06
