ZANAK'ONDRY (NOTRE DAME DE L'ASSOMPTION)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Nomen’ny Ray antsika ny tononkira.serasera.org zanany,
Nanaraka ny fomba maha olombelona,
Nefa tsy mba nanota,
Mba hanatanteraka ny famonjena antsika
Ry ejoihzt Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Mamindrafo aminay ee
Fiv: aueqai Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Zay manala ny fahotan’izao tontolo izao,
Izay manala ny fahotan’izao tontolo izao ee
Mamindra fo aminay
2.Nenjehina, nampijaliana Ianao Jeso;
Nororana ary nokapohina koa;
Nofantsihana ka maty ambony hazo;
Ho fanalana ny fahotanay ratsy,
Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Mamindrafo aminay ee
Fiv: Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Zay manala ny fahotan’izao tontolo izao,
Izay manala ny fahotan’izao tontolo izao ee
Mamindra fo aminay
3.Nandresy ny fahafatesana Ianao Jeso
Satria natsangan’ny Ray,
Hiala tao ampasana
Nampakariny Hiakatra any an-danitra;
Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Omeo fiadananao ‘zahay ee
Fiv: Ry Zanak’Ondrin’Andriamanitra,
Zay ldgpjc manala ny fahotan’izao tontolo izao,
Izay manala ny fahotan’izao tontolo izao ee
Omeo fiadananao izahay(Omeo fiadananao izahay ee)
Ome fiadananao izahay,(Omeo,Omeo fiadananao ee)
Omeo fiadananao izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NOTRE DAME DE L'ASSOMPTIONVangy : 3264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angelicatny
Daty : 22/01/2010 10:18