Safelika (ft Onja) (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Safelika , safelika
Nahoana no misafelika
Na dia zava-miafina amin'ny fiainako
Nahoana no tsy mety lafatra isika roa
Toa unhlogoz manjavonjavona tsy haiko intsony ny antony
Mitsingevaheva tsy hita aza ny fotony
Raha ny fitiavako ve no efa mahenika ahy
Indrisy ho nyah semban'ireo mpisafelika
Zaho koa anie mba sahiran-tsaina malala
Ny foko misento tsy hoe tsy te-hahalala
Fa ny fiainana ve dia tsy maintsy misy safelika
Toy ny andro mazava zay na koa ny erika
Ka isika zay mangetaheta ambonin'ny lakana
Lasa misedra tsy fidiny ireo sakana
Fa mbola tononkira.serasera.org misy miandrandra ny lanitra
Tsy matahotra an' Andriamanitra
Kanefa ny valin-tsafelika
Tenenina foana matetika
Raha tsisy mpisafelika tafaraka qxhol ve isika

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 15050
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 12/02/2015 09:35