Ny fitiavako anao (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro anao
Malahelo anao
Manina anao
Mieritreritra anao isan’andro
Lasa koa an-tsaina
Hatramin’ny efa tsy ilaina
Sakanana foana
Fa misy hery yspt manoina amintsika
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
Tsy azo atao koa mrgy hoe kilalao
Izay tena mafonja
Izay tena marina indrindra
Ary ho vanoina
Be, misimisy resaka hafa fa ts' izany ihany ao
Satria tiako ianao, tiako foana foana
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Izay tena mafonja
Izay tena marina indrindra
Ary ho vanoina...
Tiakao ianao, tiako ianao
Izay tena dhclvkm mafonja
Izay tononkira.serasera.org tena marina indrindra
Ary ho vanoina
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Izay tena mafonja
Izay tena marina indrindra
Ary ho vanoina
Malahelo anao
Manina anao
Mieritreritra anao isan’andro
Lasa koa an-tsaina
Hatramin’ny efa tsy ilaina
Sakanana foana
Fa misy hery yspt manoina amintsika
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
Tsy azo atao koa mrgy hoe kilalao
Izay tena mafonja
Izay tena marina indrindra
Ary ho vanoina
Be, misimisy resaka hafa fa ts' izany ihany ao
Satria tiako ianao, tiako foana foana
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Izay tena mafonja
Izay tena marina indrindra
Ary ho vanoina...
Tiakao ianao, tiako ianao
Izay tena dhclvkm mafonja
Izay tononkira.serasera.org tena marina indrindra
Ary ho vanoina
Tsy fitiavana tokoa raha tsy izao
Tsy azo atao koa hoe kilalao
Izay tena mafonja
Izay tena marina indrindra
Ary ho vanoina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 14878
Likes : 1 Like
Created by : Tsiory
Date : 21/04/2004 02:45
