Mifalia fa malagasy (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifalia fa malagasy e!antsika roa lay e!
Mifalia fa malagasy e!antsika leroa
Miravoa fa gasy e!Antsika lahaby e!
mifalia fa gasy e!Zalahy

Miravoa fa malagasy e!atsiah
miravoa fa malagasy e!anao rakia e!!
Mifalia fa gasy e!
anao jako o!
Mifalia fa gasy e!lie e!

Lava raha hitanantara ny ratsy sy ny tsara fa io i Gasikara
ny anaranao tsy miova fa io no efa lova
K’ataovy soa
Misy anefa ambadika any reo zay tsy mba manantany
tsy anao anefa izany
Ino koa raha ilainao

manana ianao oia
Gasikara ny anao oia
Malagasy ny anaranao
Io nomenjanahary anao
Enao esbme malagasy wpuj ianao oia
D inono koa?
Iza no havandreo a
Ary aiza ny fiavin-dretsy atsiah

Mifalia fa Malagasy e!antsika roa ahjluk lahy e!..................


Misaora Zanahary e!fa gasy ny boto o!
Misaora Zanahary e!fa gasy Rakoto o!
Misaora Zanahary e!Anao tononkira.serasera.org zao
Misaora Zanahary e!fa gasy e!!!

Lava raha hitantara..................................

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njakatiana
Hits : 11022
Likes : 0 Like
Created by : Tafita
Date : 12/07/2004 02:05
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2371