Leferiko (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay tsy tia ahy
Ianao ilay mankahala ahy
Ianao ilay nanambany ahy
Tsy mampaninona ahy

Izaho ilay nitory ilay fitia
Izaho anefa mba tena tia
Notsenainao vatravatra
Tsy mampaninona ahy ikia!

Indrisy fo vato no hany niatrika ilay nofiko
Na izany anefa ho ampanginiko ny fo

(X2)Ref:Ireo nasehonao
Fananina natao tsy amaly anao aho
Fa na tsy ho tafaradia
Dia leferiko ny ahy na dia tia

Ianao ilay naneso ahy
Ianao ilay namelaka ahy
Avieo ianao nangarika ahy
Ho ahy tsy mampanahy

Izaho ilay voarora teo
Izaho ilay tsy nahaloam-peo
Iny ianao dify tsy hita
Toa maizina izay niseho

Indrisy fo vato
.......................
Ho ampanginiko ny fo

Ref:(X4)...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njakatiana
Hits : 12506
Likes : 1 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 26/11/2015 16:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4185