Efa hendry (feat Christian K.) (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ahy ny tena tiako,
Namana iriko
Tsara fihetsika tokoa
Ho fiarahana tena soa,
Fa tsy tiako hahavoa

Raha izaho aloha,
Tsy toy ny taloha
Namela ny nataonao
Fa manomboka izao,
Mba fiainana vaovao

Ref:
Efa hendry va ianao? Sa mbola maditra koa?
Raha hanaraka ahy ianao eee
Manaraha ny teniko

Raha izao aloha,
Tsy toy ny taloha
Namela ny nataonao
Fa manomboka izao,
Mba fiainana vaovao

Ref:
... ... ...
... ....
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njakatiana
Hits : 11851
Likes : 2 Like
Created by : deraxratsima
Date : 22/03/2017 03:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3442