Aza complexé (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro amintsika izao no mbola diso fihetsika
Dia mba mianan-kendry ery fa be fitetika
Miseho milay fa kay poakaty
Complexé ‘zay ilay ratsy e !

Izay tsy fanananao mba aza atao mahamenatra
Tsisy milaza fa ianao no tena vendrana
Raha hisavika saranga
Complexé mivandravandra

O ! Zama e ! (2)
Aza manao an’io fa complexé
O ! Zama e ! ô ! ry zama a !
Ny hafatro aminao anie di aza complexé
Az complexé tsy milay ianao, complexé
Raha isika –azacomplexé
Mahamenatra (olona) complexé
Ka mampalahelo ô !
Misy alahelo ô !

Izay mba fanananao tsy dia hizitizitiana
Raha mba izay fahaizanao tsy hanambaniana
Ianao anie tsy tapitr’ohatra
Complexé, tsy mampivoatra

N’inona volon-koditrao
Ianao tsy ariana
Efa tsy misy intsony izao
Ny andevo sy andriana
Raha toa isika hifanaratsy
Complexé, mamoafady
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njakatiana
Hits : 6678
Likes : 1 Like
Created by : tianamicka
Date : 02/08/2013 10:25
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122