Aingam-po (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olom-belona ianao
Voahary hitempon'ny fo
Akipio ny masonao
Hisaina indray ireo teo aloha.
Mamy anie izany
Toa tsy nitomany
Teny mamy hatrany
Safosafo tsy lany,
Nankaiza izao izany? Oh! ôh ôh!!
Nankaiza ilay aingam-po,
Sy rediredinao taloha
Fa hainao ny mankafy!!
Tia kolon'ilay fitia, fa tena tia
Mampalahelo anefa izao
Fa zary tsy haiko ny momba anao.
Olom-belona ianao
Tsy sary vato sanatria
Ka tsy hita intsony ao aminao
Hmm, Ilay fanahy mirihariha.
Mamy lquvpol anie izany
Toa tsy nitomany
Teny mamy hatrany
Safosafo tsy lany,
Nankaiza izao izany? Oh! ssee ôh ôh!!
Nankaiza ilay aingam-po,
Sy tononkira.serasera.org rediredinao taloha
Fa hainao ny cnxe mankafy!!
Tia kolon'ilay fitia, fa tena tia
Mampalahelo anefa izao
Fa zary tsy haiko ny momba anao.
.....
Oooh!, Mampalahelo anefa izao
Fa zary tsy haiko ny momba anao.
Voahary hitempon'ny fo
Akipio ny masonao
Hisaina indray ireo teo aloha.
Mamy anie izany
Toa tsy nitomany
Teny mamy hatrany
Safosafo tsy lany,
Nankaiza izao izany? Oh! ôh ôh!!
Nankaiza ilay aingam-po,
Sy rediredinao taloha
Fa hainao ny mankafy!!
Tia kolon'ilay fitia, fa tena tia
Mampalahelo anefa izao
Fa zary tsy haiko ny momba anao.
Olom-belona ianao
Tsy sary vato sanatria
Ka tsy hita intsony ao aminao
Hmm, Ilay fanahy mirihariha.
Mamy lquvpol anie izany
Toa tsy nitomany
Teny mamy hatrany
Safosafo tsy lany,
Nankaiza izao izany? Oh! ssee ôh ôh!!
Nankaiza ilay aingam-po,
Sy tononkira.serasera.org rediredinao taloha
Fa hainao ny cnxe mankafy!!
Tia kolon'ilay fitia, fa tena tia
Mampalahelo anefa izao
Fa zary tsy haiko ny momba anao.
.....
Oooh!, Mampalahelo anefa izao
Fa zary tsy haiko ny momba anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 4484
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 07/07/2021 19:15
