2024 (Nael)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Whassup
Aona ozy Daday a?
Mivonto ny papay a
Sikinay mavay a
Bandin' Betany a
2020 22 ( Ah le le)
2020 23 ( Ah le le)
Anaovako fety andaniako vola be
satria tsisy nahafaty ah
1 tsiambaratelo, ameko anao ho'aho 'lay tsiambaratelo oh
Anao te ho lava-velo
Izay anananao mila zaraina telo
Firy tao koahy izahay izay ni-sakra
Ni-combra avao sy ni-battre a
Iha koahy ra-2024
Tsy maintsy anaovan'bandy miracle a
1 bâtonnet
2 bâtonnets
3 bâtonnets
2024 bonne année
La famille
1 bâtonnet ( La cité)
2 bâtonnets ( Ah lelele)
3 bâtonnets
2024 bonne année

Toy mishy tantara
Hizaka i Shiezara
Zafezo ny fianara
De tsy leo Toliara

Ny agnay kosa aloha e
Mangina, de miasa, de point c'est tout e
Mpagnarivo ny rendez-vous e

1 tsiambaratelo ameko anao ho'aho 'lay tsiambaratelo o
Anao te ho lava-velo
Zay anananao mila zaraina telo
Firy tao koahy izahay izay ni-sakra
Ni-combra avao sy ni-battre
Iha koahy 2024 tsy maintsy anaovan'bandy miracle

1 bâtonnet
2 bâtonnets
3 bâtonnets
2024 bonne année

1 bâtonnet ( La cité)
2 bâtonnets ( Ah lelele)
3 bâtonnets
2024 bonne année

Agny e
Aiza ry Wada sy ry D...
Reo lerooooooooooony
Aiza izy zany e?
Izahay tsisy miandry an'i Pôly e, izahay tsy miandry an'i Pôly
Ianareo aloha izay miandry an'i Pôly reo, taraiky tsy tratran'ny taona eo

1 bâtonnet ( Chauffez les gars)
2 bâtonnets ( Ehein ein)
3 bâtonnets
2024 bonne année
La famille
1 bâtonnet ( La cité)
2 bâtonnets ( Ah lelele)
3 bâtonnets
2024 bonne année

Eo ara hoe
TY
Merci mon frère
Le roi Sané
Whassup les niggas
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nael
Hits : 1103
Likes : 0 Like
Created by : Buuboo
Date : 10/02/2025 21:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0839