NY FAHAZAVANA (Mira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                        "Ny Fahazavana"


   Mba hanidina hisidina
   Hiaina ao anaty nofy                          (2x)
   Hitety izao tontolo izao
   Hatrany izaho sy ianao
   Zavatra tsy azo ferana
   Fa manerana
   Zavatra tsy tononkira.serasera.org azo ferana
   Fa manerana
(2X)

Refrain:Mozika na hira izany
           Tena tsy misy fiafarany
        gonye    Tononkira miova hatrany
           Ao am-bava sesilany
  upvplt          Mozika ho an’ ny rehetra
           Haran-dihy tsy voafetra
           Mitovy amin’ny FAHAZAVANA (2X)          

Refrain:...

    Na ory na manana
    An-trano, ankalamanjana
    Ny fety efa mafana
    Hiaraha-hikorana
    Adinoy ny alahelo rehetra
    Ho nofy tsy voafetra
    Ho tanteraka izany
  hthtuxf   Raha miaina amin’ny izany(2x)

Refrain:...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mira
Hits : 2341
Likes : 0 Like
Created by : Syssy
Date : 29/09/2003 21:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0792