Mira

Nampiditra Sophie
18/07/2005 11:13
Hiran'i Mira 2 Jereo eto
Vangy : 2652
Mpankafy : 0 Ankafizo
jereo fa misy hira vaovao!!

http://www.music75.com/MIRA

Hevitra momba an'i Mira

Sophie (17/10/2003 20:20)
Mira dia tovovavy iray,18 taona,mpiangaly R'nB. Izy ny mpihira voalohany namoaka single misy hira anankiroa, hoe :'Ose' sy 'ny fahazavana'.
Sady tsara feo no manja.
Ny nahafantarana azy dia efa nanao interview tao amin'ny radio antsiva izy, tao anaty tribune Madagasikara,ary rta hoanao.
Taminy volana martsa izy no nanomboka namoaka hira.
taloha,taminy taona 2000 dia efa niseho fahita-lavitra amin'ilay fandaharana hoe Tvmikalo.Ary nilalao concours tao amin'ny topradio.
Izy sady, mpamorona ny hirany no manao feony.
ny zokiny no mikarakara ny mozikany.
nilaza izy tao amin'ny rta hoanao fa variété no tena ataony fa Rn'B, no hira navoakanysatria,gadokira ankafiziny sy tiany hoankafizin'ny malagasy.
Izaho dia efa miandry ny album.

Hiran'i Mira (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0158