Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANINA (MIKALO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’’ MANINA ’’
Mahatsiaro anao
’Zaho malalako o!
uaegujig ka mipodiana
Aza variana
Maro korana niarahantsika
grswr Toa souvenira ’ndraiky izy igny
Tsy diniko aro ny tsy mahita
nzfwg ’Zaho raiky no mamisavisa e!
Ino loatra aro !
Ny ratsy nataoko o!
Mifona angahy e!
Modia amin’ahy e !
MIKALO
Tel :0320776773
tononkira.serasera.org 0331228939
Mahatsiaro anao
’Zaho malalako o!
uaegujig ka mipodiana
Aza variana
Maro korana niarahantsika
grswr Toa souvenira ’ndraiky izy igny
Tsy diniko aro ny tsy mahita
nzfwg ’Zaho raiky no mamisavisa e!
Ino loatra aro !
Ny ratsy nataoko o!
Mifona angahy e!
Modia amin’ahy e !
MIKALO
Tel :0320776773
tononkira.serasera.org 0331228939
--------
Link:
