TENA FITIA (MIKALO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TENA FITIA

Fitia tena madio
Izany no atolotro anao
Malala o! tsy hifandao
Na iza akia miseho manadala
Efa matotra tsara ianao
Malala o! ’’zao tsy handao

Reo ray aman-dreny moa niteny
Reo mpifosa nandalo teny ho eny
Hodintsika tsy heno izy ireny
Tsara fatotra ny antsika sy indry
Izany akia fitia manadala
Fitia tena tsy manan-tsahala
Na iza hiteny na iza hanakana

MIKALO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIKALO
Vangy : 2693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 10/02/2006 13:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0862