Avo indrindra (Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Tompo ô, tsara ny mihira ho Anao
Maminay sy tianay foana Ianao
Na ho rava izao tontolo izao ô
Tsy hangina Aho ny hiventso ho Anao (x 2)
(LANJA) :
Ny talenta izay nomenao
Dia haterinay ho anao
Ka hihira, hira, hira
Hihira izahay
Hanandratra ho Anao ry Ray
(NIX & ALAIN) :
Masina Ianao, Avo Indrindra
Ianao no hanasoa, mampirindra
(NIX) :
Ny oxkdk fiainanay ety, efa vywsc adidinao
Izany no tononkira.serasera.org maneho, fa tsara Ianao
Refrain :
Tompo ô, tsara ny mihira ho Anao
Maminay sy tianay foana Ianao
Na ho rava izao tontolo izao ô
Tsy hangina Aho ny hiventso ho Anao (x 2)
(LANJA & TOJO) :
Ka hihira, hira, hihira, hira
Hihira Izahay, hihira ho Anao
Izahay fa tsara Ianao (yeah yeah)
(TOJO) :
Ho Anao, ho Anao ny ventsonay
Ho Anao Tompo Mpanjakanay
Ny fiainanay eto an-tany e (yeah yeah)
Hafaliana, tsisy mitomany an
Refrain :
Tompo ô, tsara ny mihira ho Anao
Maminay sy tianay yfgqncng foana Ianao
Na ho rava izao tontolo izao ô
Tsy hangina Aho ny hiventso ho Anao (x 2)
Ka hihira, hira, hihira, hira
Hihira izahay, hihira ho Anao
Izahay fa tsara Ianao (hihira ho Anao)
Ka hihira, hira, hihira, hira
Hihira izahay, hihira ho Anao
Izahay fa tsara Ianao
Tianay ny mihira ho Anao ry Avo Indrindra satria tsara Ianao...
MI-RAY (2005) / Auteur-Compositeur : TOJO
Titre : "Avo indrindra" / Chanteurs : NIX, LANJA, ALAIN, TOJO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mi-RayHits : 377
Likes : 0 Like
Created by : hagamamytahiana2023
Date : 15/12/2025 07:49