Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahagaga (MED'S CHOIR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra mahagaga Ianao
Vatolampy sy fiarovana ho ahy
Nanafaka ny otako ny zanakao
Nanavotra ahy, nanome ny fanahy
Ianao Jehovah qsezv ô no hany itokiako
Aoka tsy ho menatra aho noho ny anaranao
Fa Tompo tsara Ianao sy ampy bzsqd hifaliako
Mamiko indrindra Ianao (ka mendrika ho deraina)
Ref:
Tsy hitsahatra aho
ny hidera Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Matoa aho toy izao ,
Dia noho ny fahasoavanao
Tsy hitsahatra aho ny hidera Anao
Fa lehibe ny famindram-ponao
Ary indro atolotro,
Ireo andro sisa iainako
Ho fankalazana anao ry tsitoha
Namako akaiky Ianao amin’ny andro fahoriana
Raha sendra ady sarotra aho, ataoko am-pitsikiana
Satria nomenao hery handresy hatrany hatrany
Mahatonga ahy hanandram-peo (raha mbola velon’aina ihany)
Ref:
Tsy hitsahatra ny hidera Anao
Fa lehibe ny fitiavanao
Matoa aho toy izao ,
Dia noho ny fahasoavanao
Tsy hitsahatra aho ny hidera Anao
Fa lehibe ny famindram-ponao
Ary indro atolotro,
Ireo andro sisa iainako
Ho fankalazana anao ry Tsitoha
Mahagaga ny zava-bitany
Nohariany izao rehetra izao
Mahagaga fa nafoiny hatramin’
Ilay zanany natolony ho ffyye fanavotana ho ahy sy ho anao
Haleloïa,haleloïa
Derao ny Tompo @ tononkira.serasera.org fihirana
Mitsangana ianao, avia mankalaza (in-3)
Haleloïa haleloïa ouhh !
Ankalazao (in-4)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MED'S CHOIRHits : 2240
Likes : 0 Like
Created by : eliopatrick
Date : 07/08/2018 17:51