Izy efa-bavy (Maurice Razafy.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalalai lalaila lalaila lalaila
Lalalai lalaila lalaila lalaila
   Öh Mahagaga (Öh magaga ô)
   Öh Mahagaga
Ireto izy efa-bavy
Toa lisy mipetraka anaty vazy
Manaitra ny mason'ny mpianakavy
Ka mahasondrianaaa
Sady mahavariana ôôôô!

Tsy matiko lolo
Fa samy katraka ny miara-dia
Izy efa-bavy,izy efa-bavy,izy bavy ô!

    Voahangy Nirina  Lalao Sahondra
    Efatra anefa dia  mampanonja
    Raha sendra mandalo amin'ny arabe izy e!
    Manaitra ny mason'ireo mpandeha aa

     Voahangy anie ka tsara
     Nirina  no kanto
     Lalao anie ka manja
     Sahondra no meva ô!
Lalalai lalaila lalaila lalaila
Lalalai lalaila lalaila lalaila
Lalalai lalaila lalaila lalaila
Lalalai lalaila lalaila lalaila
--------
Link:
Comments
AloTsitoArt ( 03/06/2026 15:33)
Inona no maharatsy ny hametrahana azy raha toa ka ho apetraka ho vakoka?
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Maurice Razafy.
Hits : 24
Likes : 0 Like
Created by : AloTsitoArt
Date : 03/06/2026 15:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2259