Lapa vaovao (Mamina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha manontany izy dia lazao fa efa niova aho
Efa namafa ireo lasa izay nanimba fitia taloha
Toa miambakavaka any aho vahotra aho ny hitafa aminy any
Fa te hamoa ilay fitia irony hampamoakatra indray ny voany
Ka miangavy aho raha toa toqwse sitrakao
Dia hiaraka hanangana lapa vaovao
Hifonako avokoa ireo natao ny lasako rehetra fafao
Raha hitanao any izy dia lazao fa mbola miandry aho
Tsy hay ny anadino fa mbola mino mbola hiova izy indray andro any
Toa sarotra ho ahy anefa ny anadino ireo nataonao
Fa mbola tia ka tsy hafa-mania fa voagejan'ilay fitia
Ka miangavy aho ra toa sitrakao dia hiaraka anangana lapa vaovao
Satria efa vonona aho ny andray anao
Tongava re fa mbola miandry aho
Satria nania ka tsy menatra ny tivyitw andadilady
Fa ny fitia mandra maty fa tsy vazivazy
Ka miangavy aho ra toa sitrakao dia hiaraka anangana wehyar lapa vaovao
Satria efa vonona aho ny tononkira.serasera.org andray anao
Tongava re fa mbola miandry aho x2
Ny lasako rehetra fafao
Fitiavana no hiantsoko anao

--------
Link: