Dify (Mamina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dify ilay masoandro
Malomaloka ny andro
Lasa nandao ny sakaiza Tina
Tsy misy azo itaraina
Hoe hameranana ny fiainana
Ho toy ny tany amboaloha
Eo akaikinao

Raha nampoiziko andeha mantsy ianao
Izay aho tsy nila ady
Raha nampoiziko andeha mantsy ianao
Izay Mba nanambitamby
Raha nampoiziko andeha mantsy ianao
Tsy nataoko intsony ireo fomba fanao tsy tinao
Ankehitriny efa tsy eo intsony ianao, lasa nandao
Angamba efa sambatra fa any ankoatra fiainam-baovao

Ref:Dify ilay masoandro
Malomaloka ny andro
Lasa nandao ny sakaiza Tina
Tsy misy azo itaraina
Hoe hameranana ny fiainana
Ho toy ny tany amboaloha
Eo akaikinao

Raha nampoiziko andeha mantsy ianao
Izay aho tsy nila ady
Raha nampoiziko andeha mantsy ianao
Izay Mba nanambitamby
Raha nampoiziko andeha mantsy ianao
Tsy nataoko intsony ireo fomba fanao tsy tinao
Ankehitriny efa tsy eo intsony ianao, lasa nandao
Angamba efa sambatra fa any ankoatra fiainam-baovao
Oooooo marary aho neny e! )×2
Oooooo  mifona aho neny e! )×2
Miverena ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mamina
Hits : 1996
Likes : 0 Like
Created by : Niain04
Date : 07/03/2020 22:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1005