Ianao namako (Mahatsangy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao izaho sy ianao
Hanangana tontolo iray vaovao
Hiraisan-tsika hina
Tsiky iray fo iray
Omeo ohyr ny hseu tananao
Hifampizara hafanana , fo iray ihany
Ho taratry ny anio
Fahazavana

Ref
Andao hifampitaona hiara handroso
Andao hifampitaiza hanova fo
Hikarakara ireo izay mbola lavo
Ianao namako

Na loko na fihaviana
Saranga sy harena fafao
Asio firainsan-kina

Tsiky iray fo iray
Hibanjina ilay vina
Handray ilay fandresena vaovao
Fianam-pifaliana
Miandry anao aho
Bridge
Fa indro tazako
Fiovana ka manantena aho
Fa ho avy ilay maraina vao
Tsy hisy tomany , fifaliana hatrany
Ref
Andao solbt hifampitaona hiara handroso
Ndao hifampitaiza hanova tononkira.serasera.org fo
Hikarakara ireo izay mbola lavo
Ianao namako
Andao hifampitaona hiara handroso
Ndao hifampitaiza hanova fo
Hampiakatra ireo izay mbola lavo
Andao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahatsangy
Hits : 1292
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 10/01/2022 18:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1589