Mba sompatra eny mantsy (Lyne Karah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba sompatra eny mantsy
Ny elanelan-tany
Fa ny tonon-kirako eto
Tsy hipaka lavitra any
Raha azoko natao dia satriko ho henoany
Izay rehetra ho kaloiko
sy tonon-kira tsy mba foiko

(x2)
Ny eritreritry ny lasa
sy nofinofinay fahiny
No zary embona aman'ahitra
Nitony ny foko ankehitriny

Mba sompatra eny mantsy
Ny elanelan-tany
Fa ny tonon-kirako eto
Tsy hipaka lavitra any
Raha azoko natao dia satriko ho henoany
Izay rehetra ho kaloiko
sy tonon-kira tsy mba foiko

A/C : Fredy Raoilifahanana
Piano : Naly Rakotofiringa
Decca – 155025
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Lyne Karah
Hits : 44
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 28/05/2026 14:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295