Grr pah (Louckim)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be dia be ndray ngeh zao ny ivonto orona fa am saison zah no genie
Mivonto orona ihany ny azo ireo atao fa vao mi-dégât eo dia coup de genoux
Eny am tarehy dia ao andamosina vao miagaga eo voaveliny baton
Raha foot ty dia meilleur buteur ah satria teknisiana otran beckam
Izay mi-attaque anah potika otran hoe moto totonan'ny Betton
Fahavalo raha beddoh dia tsy matsiro satria tsy voa-presse tsara dia be tady
Ny amboara amzao efa anah rery fa tsy omeko an'lah zan ty fa mbay tany
toute catégorie zah tsy mifidy fa mandeh daholo ne zay rehetra maha sahy
ampidiro izay mahasahy , to tsy misy sahy daholo reo fa misy inona
Reo mikozy hoe tsy anah nefa mangataka feat any am message
R.U.E nenah aty rà ,
Fa andramo kitihana ny équipe dia hitan'lah zah hoe méchant

Ref: X2
Tsy rava ah na firy ny enemy fa mbola ao tsara ny état
Tonga dia simba sy potika vao aty ny manao faux pas
Mandeha ny tsako am coteaux, mandeh ny grr pah

Lasa misy ny mpialona satria mialasalasa ny carrière-ko
Na mafy ny ady ary ifight foana ah fa efa ela tanaty galére
Am tambazotra ne ny mpanakiana mitobaka tsy isako saina, tsy ivakiko loha
Fa tsisy resaka bola fa resaka tata
Vao miteny ah dia période magina satria miteny ngeh papa
Exciter loatra ny game boter-ko dia lasa petasse
Izay tsy faly dia afaka atao totondry ne raha ohatra kah , fa mandeh ny tsatoka am couteax mandeh ny grr pah

flawless gang
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Louckim
Hits : 867
Likes : 3 Like
Created by : Tsararindra08
Date : 15/12/2022 13:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717