IMPACT (Louckim)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FLAWLESS GANG
102 quartier
S/O ny équipe, S/O Zawa
(Anaty surface ah otran'PELE)ayy ayyy

Aivre ny ataoko dia reven'boto ah, sady qualité otran voay am polo
20 22 anjakako ny tiéquar(grrr pah)
Fa ny game roule-ko dia aveo nie mare-ko
Dia ariko rehefa nangalako 2coup , Aiko hoe mandroso ah;Matoha lasa misy ny mpanejika,
Nefa tiako misy an'reo mintsy angalako moral dia ataoko tohatra
Fa raha tsisy an'reo dia tsy hafa-mietsika ah (dia tsy hafa-mietsika ah)
Vao mandeha ny Drill-ko na sola na rasta mietsika aby (ayy ayyy )
Miezaka aho fa ny hoaviko mba tiko hamiratra (102)
Zah koa mba te'ho patron mba isitaka fianana mahazatra
Dia hitondra V8 dia Patrol
Fa mbola miady aho (mbola mi-fight fight ayy )
Mbola miezaka mitady an'ilay mampa-patron (Ice ice ice)
Tsy zakany ny son-ako dia naratsiny ah
Raha sale ny ataoko dia mila tsiny ah,
mandoroso foana tsy mijery any aoriana ah
Mi-respect anah daholo ny tiéquar
Efa hita taratra ni-game atomboko débout
Fahaizako no nahatonga ah teto fa tsy hasard
Sahirana ny adversaire fa misaina otran Eden hasard (paw paw paw)
Normal ah raha kifen'boto satria zah pure sang zah hotran AX (grrrr)
Be dia be mintsy no mitata hoe mafy kanefa mitsoka vao mandeh ny assaut
Miaritra anie na mafy ny ady satria zah te hamiratra otran ny ASAP

je m'en bats les couilles même si tu m'aime pas(grrrr)
Tsy aty no mitetateta miala raha tsy mahazaka impact
Eritaona dia tafa, te otran anah izy dia nanao pact
Be dia be ne milaza fa mafy kanefa vao tonga dia tapitra potika (louckim)

je m'en bats les couilles même si tu m'aime pas
Tsy aty no mitetateta miala raha tsy mahazaka impact
Eritaona dia tafa, te otran anah izy dia nanao pact
Be dia be ne no milaza fa mafy kanefa vao tonga dia tapitra potika

Mamotika be zah kanefa tsy Rambo
Mahadizina ny hirako dia tin'ny gang ah otran ny rongony
Ny enemy-ako mi-attaque zah tsy mitsoka na 10 na 2 (fight)
Misy marary fo indray zao ao am punch-ko dia anompa reny
TAPITRA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Louckim
Vangy : 1005
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsararindra08
Daty : 15/12/2022 11:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0869