LYTOU & RYCANE NANADINO (Litou)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kotsan-dranomaso ny tavako iny raha nilaozao ny aty ankehitriny e
Gina tsy nahateny, nangirifiry ka nahatsiaro axvwjvx ireo fitiavana fahiny e
Fa dia nandao ianao tsy mba nosaininao
Ilay foko mbola tia anao iny
Ka dia tantara sisa ilay fiharahantsika
Kanefa indrisy ianao dia nandao ahy iny
Fa mbola hanenina ianao
Ka hahatsiaro indray ny anarako e
Fa mbola ho tsapanao ihany aho
Fa ianao efa tsy anjarako e

Ref:ka dia hadinony ianao e
      Zay nifanaovantsika tamin'ireny
      Indrisy anefa ianao dia nandao e!
      Dia sahinao ve namela ahy surwcc irery!?

Dia navelanao irery ny aty
Navelanao hilalao tononkira.serasera.org vovoka e
Ilay voady mba natao hiaradia
Ankehitriny anefa tototra e
Ka manatena aho rljpjb foana e
Fa mbola hoavy ilay anjarako any
Ka veloma mandram-pihaona e
Fa ny antsika roa efa mampamangy
Fa mbola hanenina ianao
Ka hahatsiaro indray ny anarako e
Fa mbola ho tsapanao ihany aho!
Fa ianao efa tsy anjarako e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Litou
Hits : 2503
Likes : 2 Like
Created by : dinanomna
Date : 13/07/2016 08:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2115