Fanoloran-tena (ktlmaa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy mendika hiantso Anao
Efa nofinidinao qtpjw ho zanakao
Na dia be ny fankam-panahy
Dia matoky Anao
Ka indro Tompo! 'ty foko te uctkhpgu ho eo Anilanao
Ny fiainako rehetra tononkira.serasera.org lazaiko tsisy fetra
Fa tsy mendrika Anao
Ka mangataka Aminao diovy hanjakao
Na tsy mendika hiantso Anao
Efa hgiabh nofinidinao ho zanakao
Na dia be ny fankam-panahy
Dia matoky Anao
Efa nofinidinao qtpjw ho zanakao
Na dia be ny fankam-panahy
Dia matoky Anao
Ka indro Tompo! 'ty foko te uctkhpgu ho eo Anilanao
Ny fiainako rehetra tononkira.serasera.org lazaiko tsisy fetra
Fa tsy mendrika Anao
Ka mangataka Aminao diovy hanjakao
Na tsy mendika hiantso Anao
Efa hgiabh nofinidinao ho zanakao
Na dia be ny fankam-panahy
Dia matoky Anao
--------
Link:
