Ankanjo Fotsy (ktlmaa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza moa ireo miankanjo fotsy lava ireo
Ary avy taiza,avy taiza,avy taiza,avy taiza izy ireo?

D$1
Ireo no avy tamin'ny fahoriana lehibe ireo
Ireo no avy tamin'ny fahoriana,fahoriana
Fahoriana lehibe,ireo,ireo,ireo,ireo
Ireo no avy tamin'ny fahoriana, fahoriana, fahoriana
Fahoriana lehibe
Ary ny ankanjony nosasany,nofotsiany
Tamin'ny rà ny tononkira.serasera.org ràn'ny zanak'Ondry

Ary noho izany dia mitoetra eo anoloan'ny seza
Seza fiandrianana Andriamanitra izy ka
Manompo Azy andro aman'alina
Nefa tsy ho noana na hangetaheta
Ary tsy haninona azy ny masoandro
Fa jeso no miandry azy

D$2
Ny ranomaso no namonto ny tava
Dia nofafany
Dia nofafan'Andriamanitra Ray
Ilay Tompo velona mandrakizay
Ny sentom-po sy halahelo hisava
He faly sy ravo
He faly sy ravo tokoa izy ireo
Ka midera an'Andriamanitra
Mihira mafy hoe:

HALELOIA
    HALELOIA, voninahitra anie
HALELOIA
    Ho Anao ry Mpanjaka Tsitoha
DERA LAZA
    Ary aoka ny fiandanam-be
SY HOSANA
    Ho an'ny olona izay mankato

HALELOIA,HALELOIA
DERA LAZA NO HASANDRATRAY
HO ANAO RY JESOSY MPANAVOTRA ANAY

HALELOIA
    HALELOIA, voninahitra anie
HALELOIA
    Ho Anao ry Mpanjaka hzstx Tsitoha
DERA LAZA
    Ary aoka ny fiandanam-be
SY HOSANA
  yxmazk    Sy ny fiainana mandrakizay
HALELOIA AMEN
hxnvljjp     Ho an'ny mino mankato
     'Zay lazain'ny teny Amen

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ktlmaa
Vangy : 318
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hoby3
Daty : 22/07/2025 11:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5937