NY ANDRIAMANITRO (KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inoako Lay ray zay mpamorona.
Inoako Lay zanaka namonjy ny olona.
Inoako gxnnaqim ny Fanahy zay mpanamasina tokoa
mitari-dàlana, manintsy ho amin'ny soa.
Inoako ny TELO izay IRAY
Inoako fa VELONA ar koa MANDRAKIZAY
tsy miovaova baffyxv koa fa ny hatrizay ihany no anio
ary slztpgn mbola IZY ihany koa ny ho mandrakizay
Ny Andriamanitro tsy manampaharoa
Ny Andriamanitro velona tokoa (ô i e e e!!!)
Ny Andriamanitro mpiahy, mpanasoa
Ny Andriamanitro FITIAVANA.
Tsy mba tononkira.serasera.org manavak'IZY miahy zao rehetra izao
na ratsy na tsara asiany soa satria voahariny avokoa
Tena mamaly soa hatramin'ny taranaka mifandimby IZY
raha toa atahoranao am-po tokoa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara)Hits : 2706
Likes : 0 Like
Created by : mniriko
Date : 06/05/2016 10:47