Tsy hiala aminao (Koike)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika ny ho zanakao aho Ray ô ô !
Noho ny otako izay vitako
Fa ny tananao no nitsotra ho ahy
Ka manainga ahy ny ho eo an-tsandrinao.

Tsy mendrika ny ho zanakao aho Ray ô !
Noho ny otako izay vitako
Fa ny tananao no nitsotra ho ahy
Ka manainga ahy ny ho eo an-tsandrinao.
Refrain :
Jesosy o ! inty aho e ! (inty aho Ray o ! o !)
Jesosy o ! iraho aho e ! (iraho aho Ray o ! o !)
lahy: Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety
vavy: Na fandrika mahery no hisedra ahy ety
Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia

Tsy mendrika ny ho zanakao aho Ray ô ô !
F’ataovy ho isan’ny mpanomponao
F’efa nivily sy nania taminao
Ka mifona aho, koa amindrao fo.

Refrain :
Jesosy o ! inty aho e ! (inty aho Ray o ! o !)
Jesosy o ! iraho aho e ! (iraho aho Ray o ! o !)
Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety
Na fandrika mahery no hisedra ahy ety
Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia
Jesosy o ! inty aho e ! (inty aho Ray o ! o !)
Jesosy o ! iraho aho e ! (iraho aho Ray o ! o !)
Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety
Na fandrika mahery no hisedra ahy ety
Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia

Ambarako sy ho avaoziko anio
Ny fanompoko anao indray
Neniko ny taloha, ka tsy hiverenako
Ireo lalan-diso izay nizorako

Jesosy o ! inty aho e ! (inty aho Ray o ! o !)
Jesosy o ! iraho aho e ! (iraho aho Ray o ! o !)
Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety
Na fandrika mahery no hisedra ahy ety
Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia
Na fandri / ka mahery izay hisedra ahy ety
Na fandrika mahery no hisedra ahy ety
Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia (o o o)
Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia (o o o)
Tsy hiala aminao fa Jeso be fitia (o o o)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Koike
Hits : 5359
Likes : 0 Like
Created by : ftma
Date : 01/12/2005 23:20
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117