Raiso (KIM JAY SHI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Part 1)
Za mbola te hiaradia aminao
De mba hiaina eo ankaikinao
Mba hekeo reh ra mbola azo atao
Hifouna @nao ah aza avela hitalao

Hadisoko dwol ireny, zao ah hiteny
Tsy fananiko fa adalana fotsiny ireny
Mengavy fa ny atao ampoko mbola enw iany, enw iany

(Hook)
Mifona ah fa ts sitrapo, za nge ts maditsa fa manalazy
Maizina fona ny tontolo, enw iany no afaka hanazavana

Baby mifona fa mba RAISO, RAISO aza avela hitalao ah
Ity ny tanako de RAISO, RAISO satsia mbola tianao ah (in2)

(Part 2)
Anjoany anandrana ny hifona ah, Ze rehetra any adinonah
Ny foko oa ts manaiky minch f'enw iany ny tiany oah
Ka hitaraina ah, hilelampaladia ah
Ts safidiko ny nampirafy anw fa c'est la folie oah

Ka anio! ilaiko enw you, hamafa ny lasa de hajanona hatreo ny alaelonao io
De kozio! ze nanorisory, foazo amzay le ftiavanao f'aza avela hatory

(Hook)...
--------
Link:
Comments
J-Bad ( 21/12/2017 03:10)
Abonnez "KIM JAY SHI" sur youtube!!
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KIM JAY SHI
Hits : 1652
Likes : 0 Like
Created by : J-Bad
Date : 21/12/2017 11:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733