Lost (KIM JAY SHI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Part 1)
Ndraindray falifaly eh, refa akaikinao ah
Ndraindray kivikivy eh, le sendra mifamaly eh
Nanjary ho tomany eh, refa mifandao eh
Lay faniriko de eto anilako fona enw "k'aza mandao"

Karazana adiady fanao hatrizay, ts aOtsika zan f'efa fomba fanao eh
Houpa na rangotra io na lay teny marary "ts aOtsika zany"
Monimonindava, kombat lalandava, msangondringondry fona efa ho rava
Tsis miala eo fa miaraka, non tsy rava "tsy ho rava"

(Hook)
Mfandefitra fona oh, mjoro miafy tsy aky taraina eh
Miaritra fona oh, girl ra itsoka enw za mety ho LOST eh
Ninoninona mseo oh eo oh eo oh, girl enw nge mbola tia
Ninoninona mseo oh eo oh eo oh, zao sy enw lay mpandresin'adimpitia

OHOH! tsika lay mpiaradia
OHOH! samy mbola mankafy
OHOH! d hoe hiaraka hodoria
OHOH! zao sy enw lay mpandresin'adin'luv

(Part 2)
Za za tsy mba hanary anao na ho mora ny eo ankilanao na ho sarotra
Za za vonona hanaja sy ampifaly anw ra mbola @andro sarotra
Satria za oa efa babo efa jamba efa resinao
Sanatria raha hiova loko hanadino nfisinao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KIM JAY SHI
Vangy : 1567
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : J-Bad
Daty : 21/12/2017 11:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0853