Trôtraka (JOH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TRÔTRAKA

Aleo atomboka ny revy, hanafaka reo tebiteby
F'efa tonga izao ny lera, izaho sy ianao hipoerapoera
ianao akany ivelany any (ivelany any), manasa anao hifalifaly ( hifalifaly),
Mandrosoa midiradira (avia aty e), antsika roa hampiara-dia

Ref: Antsika hisaoma e ! Ah! (3X) Sôma Sôma! (2X)
............


Tendreo tsara ny gitara, tsofy mafy ny mozika
Hanakoako, Asio lamako, Veleso batterie, iaraha-mankafia

Ref: Antsika hisaoma e! Ah! ........Sôma Soma! (2X)

Trôtraka Trôtraka antsika mianakavy e iahh! (Ampidipidino)
Trôtraka Trôtraka antsika mianakavy e iahh! (Anambonambo)

(2X)

D mitrôtraka, d mitrôtraka, d mitrôtraka antsika niany e iahh (2X)

Mahay misaoma legaona (Trôtraka)
Mahay misaoma misaoma (Trôtraka)
Mahay misaoma ianao tantine (Trôtraka)
Mahay misaoma ianao cousine (Trôtraka)
....................
Mahay misaoma ianao tonton (Trôtraka)

D mitrôtraka, d mitrôtraka, d mitrôtraka antsika niany e iahh (2X)

Mahay misaoma legaona, mahay misaoma (Trôtraka)
....................misaoma., ..................(Trôtraka)
.................ianao tantine, .................(Trôtraka)


JOH (par Rinah)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : JOH
Hits : 2368
Likes : 0 Like
Created by : dinos
Date : 21/03/2010 13:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0846