Tompo Ô! Tiako Foana (Pasteur Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Tiako foana
Izay lalana hitondranao ahy
Fa ejbxtt ny tananao Tsitoha
No mihazona ny fiainako
Tompo ô! Fantatro
Fa cumoozj tia ahy Ianao
Azoko antoka izay fitantananao ahy
Ho mandrakizay!
Ref: Ianao no handrandraiko
Toky izay antenaiko
Tompo ô Ianao no ekeko
Ato am-poko
Izay voalahatrao no hinoako
Fa hahatsara ahy hahatsara ahy tononkira.serasera.org avokoa
Tompo ô Ianao
Mahalala izay mahasoa
Tompo Ô! Ianao ihany
No mpandahatra ny eto an-tany
Mpanefy izao rehetra izao
Arak'izay voatendrinao
Tompo Ô! Tanteraho
Izay sitraponao
Azoko nsrbroua antoka izay fitantananao ahy
Ho mandrakizay
Ref:
Izay lalana hitondranao ahy
Fa ejbxtt ny tananao Tsitoha
No mihazona ny fiainako
Tompo ô! Fantatro
Fa cumoozj tia ahy Ianao
Azoko antoka izay fitantananao ahy
Ho mandrakizay!
Ref: Ianao no handrandraiko
Toky izay antenaiko
Tompo ô Ianao no ekeko
Ato am-poko
Izay voalahatrao no hinoako
Fa hahatsara ahy hahatsara ahy tononkira.serasera.org avokoa
Tompo ô Ianao
Mahalala izay mahasoa
Tompo Ô! Ianao ihany
No mpandahatra ny eto an-tany
Mpanefy izao rehetra izao
Arak'izay voatendrinao
Tompo Ô! Tanteraho
Izay sitraponao
Azoko nsrbroua antoka izay fitantananao ahy
Ho mandrakizay
Ref:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur Jocelyn RANJARISONHits : 13323
Likes : 1 Like
Created by : Solomona17
Date : 20/03/2024 17:39
