Zaho décourage (Jean Aimé)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ah Manafo !!Ka tsy vadiko
anatin'ny tomobily lasa iny ?
Ingy zala tsy hafan'ny ai !
N'itako anao nomaly eh
Natsoko fa tsy namaly
anao chérie
'Ndesi-ndreo tamin' 4x4 ai
Fo naka taigna taitry mafy
Natsoko tamin'ny
téléphone anao !
Navelanao sonné libre
zaho tiako oh
Niafarany tafiditra message eh
A mann!
Teo zaho tegna DÉCOURAGE
Marina fao tsy zaho raika
Indro niterahin'ny
Papanao sy Mamanao
Nefa Chérie
fitiavana io nay tsy kilalao
Tonga dia ambarao oh
Anao kao tsy tia zaho oh
Fao zaho tsy adala
Kao tsy tiagna zaho
Mahay miala ah
Hitanao Chérie !
Fitiavana zay !
tsy azo atao forcée
Anao kao efa nahita hafa .
teneno ny marina
Tapezles mains
Levez les mains
Mbola hitako
kao anao niany ai
nivoaka avy anaty chambre
anao chérie !
Zaho tonga dia mitomagny ai
Neheritseritra
zaka nataonao tagny
Mbola tazako kao
anao nainy chérie
Nivoaka avy anaty chambre
anao tiako oh
Zaho tsy nasaky niantso
Malahelo latsaka rano maso
Azalah !
Zaho mihevitra zaho raika fao tao
Kay mbola misy maro kao abadika any
Aza ampijaligna kao tsy tiagna
Izy kao anao disaka ,
zaho mety mikisaka.
Aza ampijaligna kao tsy tiagna
Izy kao anao haimpaka,
Zaho mety mipetraka.
Tapezles mains
Levez les mains
--------
Lien:
