Tsy anao raiky Manangy (Jean Aimé)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafinaritra ny fiarahana,
Kao misy fifanajana
Fiarahana tsy misy kitsaka
Tsy ahitana reo fitapitaka
Samy tia tsy misy mifanadala
Fa misy anareo manangy
Refa tiagna dia mampitamby
Mahita anay fa tia
Dia mandeha misaoma la vie
Mampiaraka, amin’ny olon-kafa

Ref x2
oh oh, yeeeeeeeeee
volango ny mariny anao kô tsy tia
Fa k’aza mampirafy ee
Tsy anao raiky anie, mahay misaoma ratsy
Fa fitiavako anao no mahatonga zah mbao tsy managna
Tsy anao raika anie manangy e
Oh oh, yeeeeeeeeee
Ambarao ny marina anao kô tsy mila
Fa zah aza ampijaliana aaaan
Iniany anao lasan’olo
Amaray zah ’fa mety misolo
Tsaratsara tsy lany izy kao mbaola velona eto an-tany
Tsy anao raika ny manangy e

Tsara ny miaraka
Izy kao mbao mifanaraka
Fiarahana tsy misy kitsaka
Tsy ahitana ireo fitapitaka
Samy tia tsy misy mifanadala
Fa misy anareo manangy
Refa manambady
Manao sary be fanahy
Kanefa manafindraha
Izy mahavita koa, mody manao masera

Ref x2

Aza manadala olo o, tsy anao raika ny manangy e
Aza manadala olo o, tsy anao raika ny manangy e
Aza miseho voly e, tsy anao raika ny manangy e
Fa zahay koa mba mahay e, tsy anao raika ny manangy e
Fa zahay koa mba mahay, tsy anao raikak ny manangy e
Aza manadala olo o, tsy anao raika ny manangy e
Aza manadala olo o, tsy anao raika ny manangy e

ebaaaaaa, tout le monde danser, avec Jean aime

Tsy anao raiky!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jean Aimé
Visites : 4497
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : maditra
Date : 14/07/2007 19:47
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122