EL-SHADDAÏ (J. Ranjarison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao El ShaddaïTompo Ray Tsitoha
Ianao Adonaï Andriamanitro
Jehovah Shalom Fiadanako
Jehovah Rapha
Mpanasitrana ahy
Ianao no Tompon’ny rehetra
Ny herinao tsy voafetra
Tsy misy azo ampitahaina Aminao
Ianao no Tompo sy Mpanjaka
Ny fanjakanao tsy ho rava
Ianao no ilay Mandrakizay
El - Shaddaï
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : J. RanjarisonHits : 1548
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 05/09/2012 09:46