Manja (Imiangaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hey beauty !
Masondry tsy manga io nge ka: manan-toetra
Mafana fijery, nefa toa sariaka
Firy ireo voadona, firy ireo taitaitra
Fa ndry anie toa jamba
Ny hanova no mahamaika

Honey!
Hoditrao tsy fotsy io misora-bolamena
Mamay fitiavana, voky hazavana
Tsy mba mety lany tsiro, tsy mety matsatso
Aoka ho fantatrao, fa TSY RATSY NY MAINTY

You’re beautiful the way you are born
Ny hoe ho vazaha aza antenaina
Ireo anie ka maniry ny anao
You are beautiful
Don’t ever try to change
Never try to change

My sister,
Volondry tsy tsotra io fa toa volon’ondry
Tsy mifidy randrana io, misy loko
Tsy be ny ohatra azy k’aza de simbaina
Terena ny ho tsotra
Avelao izy hiaina

You’re beautiful the way you’re born
Ny hoe ho vazaha aza antenaina
Ireo anie ka maniry ny anao
You are beautiful
Don’t try to change
Never try to change
(2*)

You’re beautiful the way you are born
Ny hoe ho vazaha aza antenaina
Ireo anie ka maniry ny anao
You are beautiful
Don’t try to change

You’re beautiful the way you’re born
You are beautiful
Don’t try to change
(3*)

You’re beautiful the way you are born
You are beautiful
Don’t ever try to change
Never never never try to change
Oh beautiful, oh no
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Imiangaly
Hits : 2941
Likes : 0 Like
Created by : tiahmarinaa
Date : 14/04/2020 20:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1859