Namako (HIRAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako ianao , n’aiza n aiza misy anao Namako ianao n’inona n’inona atao
Tsy ny hira ihany anie
F ’ireo fiarahana hatram’ izay
No hery izay hampiray
ref: fa tena namako ianao
na ory koa na faly
na mahantra sy mijaly
tsarovy fa tsy irery ianao
fa misy akama any ho any
tsy manadino anao , hamalifaly anao
raha sendra ady
Namako ianao , izarako ny hafaliako
NAmako ianao, manala indray y fahoriako
Tsy hira ihany anie
Fa ny fisainana andro iray
No hery izay ampiray
ref: fa tena .....
Ny eritreritro anie
Tsy anariako anao ombieny
Fa ny hafa mety handratra
F ’ izaho namanao
ref: fa tena namako ianao .......( 2 foi)
--------
Link: