Sahan'ny famindrampo (Heaven's Worship)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amoron'ny fahatsaranao
Eto aho anio no hitoetra
Nentiko hitady Anao ao
Izay momba ahy rehetra
Haiko fa ho avy Ianao
Handalo hitady ahy
Jesosy oh tongava
Eto aho fa aza manahy
Ref: Ho hitanao hiankohoka hitsaoka Anao indray
qpir Ho hitanao hitsena Anao izay olona izay
Ao amin'ilay Sahan'ny Famindrampo
Saha fihaonantsika
No hiombonantsika roa
Mamy anie izany ee
Ianao mahita ahy
Na ho jtam fihininao fotsiny ihany
Eto aho fa aza manahy
Ref: Ho hitanao hiankohoka hitsaoka Anao indray
Ho hitanao hitsena Anao izay olona izay
Ao amin'ilay Sahan'ny Famindrampo
Saha fihaonantsika
No hiombonantsika roa
Miandry Anao any (× 3)
Izay tononkira.serasera.org olona hitsena Anao izay...
Fa tiako fauyb Iriko Tsy foiko
NY FANATREHANAO...
Eto aho anio no hitoetra
Nentiko hitady Anao ao
Izay momba ahy rehetra
Haiko fa ho avy Ianao
Handalo hitady ahy
Jesosy oh tongava
Eto aho fa aza manahy
Ref: Ho hitanao hiankohoka hitsaoka Anao indray
qpir Ho hitanao hitsena Anao izay olona izay
Ao amin'ilay Sahan'ny Famindrampo
Saha fihaonantsika
No hiombonantsika roa
Mamy anie izany ee
Ianao mahita ahy
Na ho jtam fihininao fotsiny ihany
Eto aho fa aza manahy
Ref: Ho hitanao hiankohoka hitsaoka Anao indray
Ho hitanao hitsena Anao izay olona izay
Ao amin'ilay Sahan'ny Famindrampo
Saha fihaonantsika
No hiombonantsika roa
Miandry Anao any (× 3)
Izay tononkira.serasera.org olona hitsena Anao izay...
Fa tiako fauyb Iriko Tsy foiko
NY FANATREHANAO...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Heaven's WorshipHits : 429
Likes : 1 Like
Created by : ZoRan9
Date : 19/08/2025 06:57
