Agnao iny (mila anao Jesosy) (Groupe Harison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Agnao iny e
ialao fa tsy mahasoa anao
Iny làlana izoranao malalaka iny
Miverena re raha azo atao fa io làlanao io misy afo mahamay
Fahaverezana mandrakizay
Agnao ljxjoqo iny e mahatsara anao dia mivavaka
Andriamanitra te hiantso anao hifandahatra
Na dia tahaka ny jaky aza ireo fahotana.Ho fotsiany toy ny oram-panala
Ref.Ndao,ndao fa mila anao Jesosy
Ndao namako ô,mbola miandry anao izy tononkira.serasera.org e
Ndao aza malaina te hanova anao Jesosy
Ndao namako ô mbola miandry anao izy e
Abako iny e! Jesosy manantena anao
Niniko ô! Jesosy mbola miandry anao
Zokiko ô!Mbola mivoha pdrt ho anao iny ny lanitra
Zandriko e!Te odmrwkld hitrotro anao Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe HarisonHits : 1196
Likes : 0 Like
Created by : Rivomanana6263
Date : 16/11/2021 20:30