Mama (Ginot)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couple 1 :
Anao nitondra sivy volana
Anao nahitako masoandro
Anao nikolokolo
Tsy latsan-danja aho
Amin'ny zanak'olo (2×)
Noho ianao!

Pre-Refrain :
Mama,,, Teako anao

Refrain :
Fitsikinao no fifaleako
Fahasambaranao zay ty tanjoko
Rehareha anao no ilofosako
Mama! Teako anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ginot
Hits : 7
Likes : 0 Like
Created by : Gunot
Date : 22/05/2026 20:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.086