Tsy misy asoloko anao (GAETAM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tgrpmsyi Na dia tambazana aza aho
Tsy misy asoloko anao,
Ho tanako hatrany Ianao ry Jeso,
N’aiza n’aiza hisy ahy
Tsy hisy intsony hampanahy
Na zovy na zovy hisoloky
Ianao ry Jesoa tylpm no efa toky
Hiaro ahy tsy ho voarebireby
Mba tsy ho very, tsy hikoa
Dia tsy hirodana tokoa
Fiverenana:
Tsisy hampiova ahy
Tsisy hampihemotra ahy
Tsisy hampisaraka ahy
Na ny rendrarendra re, eny na dia harem-be
Tsisy asoloko Anao
Na tononkira.serasera.org ny fankatoavana é!
Ireo sampy lehibe
Tsy asoloko Anao
Tsy hiala aminao aho ry Jesoa tia
Fa xgkuiqd ho Anao mandrakizay doria
Tsy misy asoloko anao,
Ho tanako hatrany Ianao ry Jeso,
N’aiza n’aiza hisy ahy
Tsy hisy intsony hampanahy
Na zovy na zovy hisoloky
Ianao ry Jesoa tylpm no efa toky
Hiaro ahy tsy ho voarebireby
Mba tsy ho very, tsy hikoa
Dia tsy hirodana tokoa
Fiverenana:
Tsisy hampiova ahy
Tsisy hampihemotra ahy
Tsisy hampisaraka ahy
Na ny rendrarendra re, eny na dia harem-be
Tsisy asoloko Anao
Na tononkira.serasera.org ny fankatoavana é!
Ireo sampy lehibe
Tsy asoloko Anao
Tsy hiala aminao aho ry Jesoa tia
Fa xgkuiqd ho Anao mandrakizay doria
--------
Link:
