Tsikaroa (Fhynoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho fa mbola tadidinao ihany
Izay nirahana atramin'ny izay
Tao anaty ny FB noho nifankalalana
Dia naniry ny ho mandrakizay
Lasa pozina ho ahy
Izay niarahanao tamiko
Na fotoana fohy iany ary dia tsapako sy mamiko
Dia nanoratra tantara tsika afa afa kely
Natao fandalovana ny fotoana raha teo kely ( 3 volana monja )
Niona tsikaroa voalohany ilay teny analakely
Tsy mino aho hoe ravana ilay tantara mamy kely
Niakatra an'ilay toatra be teny ataninarenina
Tsy aiko ra tadidinao fa zao nandalovanao

Andro tsy fianarana dia nakaty
Dia teto anilako teto ianao ve nankafy
Matoa ianao nanaja ana sy nankatoa
Dia mino izao fa mba tinao ihany
Ela ny ela nisy ny elanela-ntany
Navela tany ny alaelo zah dify tomany
Nilaozanao izao dia nangidy natsiaro narary
Dia nanoratra tantara tsika afa afa kely
Natao fandalovana ny fotoana raha teo kely ( 3 volana monja )

Niona tsikaroa voalohany ilay teny analakely
Tsy mino aho hoe ravana ilay tantara mamy kely
Niakatra an'ilay toatra be teny ataninarenina
Tsy aiko raha tadidinao fa zao nandalovanao  ( X 3 )
--------
Link:
Comments
Fhynoana ( 08/04/2026 23:04)
Io ny tonokira mba afahatsika mianatra azy🤟
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fhynoana
Hits : 137
Likes : 0 Like
Created by : Fhynoana
Date : 08/04/2026 22:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2621