Ny Hatanorako (Ezra Mpidera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao foan aho
Maraina sy ny atoandro
Ny androm-piainako rehetra
Apetrako Amainao
Satria Ianao irery no ahavita
Hamonjy Anay
ka indro ny hatanorako
Tompo apetrako Aminao

Fahasoavanao
No hiainako isan'andro
Famindramponao
No mahatoizao ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ezra Mpidera
Hits : 938
Likes : 0 Like
Created by : Antsamiah
Date : 14/04/2019 09:25
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0254